Entry | 1 helohina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Sazina araka ny didim-pitsarana: Nohelohina natao sesi-tany roapolo taona izy |
Explanations in English |
4 [1.2] to be condemned, to be brought in guilty. 5 [1.7] to be condemned |
Explanations in French |
6 [1.3#233, 1.8] qu'on condamne |
Examples |
7 [1.3#233] nohelohin-ko faty izy (il a été condamné à mort) |
Root | 8 heloka |
Morphology |
|
Anagrams | 13 hahelony, helohina, hiolehan |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |