Entry | 1 herinandro ambony |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in English |
3 [1.7] next week |
Explanations in French |
4 [1.8] la semaine prochaine |
Examples |
5 [2.356#178] Hantsoinay ianao hiakatra eto Antananarivo amin'ny herinandro ambony 6 [2.606#223] Amy herinandro ambony tsika manao havoria momba ny kotizasiona vola iny 7 [2.472#14] Tsy raharahako izany, fa vonony ny roapolon' ialahy amin' ny herinandro ambony |
Vocabulary |
8 Time |
Elementary words | 9 herinandro, ambony |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |