Entry (1/3) | 1 hetraketraka |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
6 fisomparana; fampiasan-kery aman' olona na fanimbana sy fandravana fananana: Potika noho ny hetraketraky ny tsy tia ny voly teny an-tsaha [1.62#529] |
Explanations in French |
7 brutalité, vandalisme, méchanceté, arrogance [1.5#143] |
Examples |
8 Toa te-hikosoka ny hetraketraka natao rehetra. [2.471#60] 9 Mpanjaka nahery setra sy be hetraketraka i Zakavola. [2.508#257] |
Titles |
|
Entry (2/3) | 11 Hetraketraka |
Elementary words | 12 hetraketraka |
Part of speech | 13 name (book title) |
Author |
14 Andriamalala Emilson Daniel |
Publishings |
15 . Pages: 200 |
Entry (3/3) | 16 Hetraketraka |
Elementary words | 17 hetraketraka |
Part of speech | 18 name (book title) |
Author |
19 Rapatsalahy Paul |
Publishings |
20 |
Anagrams | 21 Hetraketraka, hetraketraka, Hetraketraka, hetraketraka |
Updated on 2023/10/21 |