|
|
|
|

Entry1  hetrika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza ny feon' ny vary madiva ho ritra sy ho masaka
4  Hafanana tsy anerany
5  Fahavoriam-bahoaka betsaka misy lanonana malaza [1.1]
Vocabulary  6  Sound
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Names :
Synonyms  9  hetriketrika

Anagrams  10  hekitra, hetrika, katrehy, ketrahi

Updated on 2020/07/31