Entry | 1 mangetrika |
Root | 2 hetrika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka Midanika izaitsizy: Mangetrika izany ny hafanana Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetrika ny lazan' io mpitari-tafiha io |
Morphology |
|
Synonyms | 8 manetriketrika, mangetriketrika |
Updated on 2024/12/11 |