Entry | 1 mangetriketrika |
Root | 2 hetriketrika |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 malaza, manetriketrika [Bezanozano]
[1.78] 5 Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetriketrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka 6 Midanika izaitsizy: Mangetriketrika izany ny hafanana 7 Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetriketrika ny lazan' io mpitari-tafiha io [1.1] |
Synonyms | 8 mangetrika, manetriketrika |
Updated on 2023/01/20 |