Entry | hetriketrika (hetrika) | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny feon' ny vary madiva ho ritra sy ho masaka. Hafanana tsy anerany Fahavoriam-bahoaka betsaka misy lanonana malaza [1.1] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Synonyms | hetrika | ||||||||||||
Updated on 2023/01/05 |