|
|
|
|

Entry1  holafiny
Part of speech  2  noun holafitra and pronoun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taimoro] sampaho, salohy (akondro)
4  [1.1#440] Fitambaran' ny akondro iray sampaho izany hoe miangona amin' ny tendron' ny taho anankiray
Ny olombelona toy ny embok' akondro ka raha manondro lanitra, iray ihany fa raha mitsontsorika, samy manana ny holafiny: enti-milaza ny firaisam-piavian' ny olombelona na dia misampana ho karazany maro aza
Analogs  5  fizarana, toko, antoko.
Compound words 

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21