Entry (1/2) | 1 iarahana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in English |
3 [1.2] |
Explanations in French |
4 [1.3#59] Avec qui on va. on fait, qu’on accompagne, qu’on fait ensemble: Niarahan’ ny mpanompony izy (Il était accompagné de son serviteur) ~ Iarahantsika mahalala izany (Nous savons tous cela) |
Examples |
5 [2.529#] iarahana amiko ianao, Rivo? 6 [2.470#] Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana. 7 [2.928#] Ka niredona matetika miantsoantso an' i Batsola Raisonao ny fanafody ka omeo aloha ny vola Avy eo atoro anao ny fanamboarana azy tsotra Ka iarahana mijery sao mety tsy hizotra. |
Root | 8 araka |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 iarahana |
Part of speech | 14 relative verb |
Explanations in English |
15 [1.2] |
Explanations in French |
16 [1.3#59] Ahoana no iarahanao amin’ ny ratsy fanahy toy izany ? (Pourquoi vas-tu ainsi avec de mauvais eompagnons ?) |
Root | 17 araka |
Morphology |
|
Anagrams | 22 ahariana, arahanay, iarahana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |