Entry | ihany | |||
Part of speech | adverb | |||
Explanations in Malagasy | Tsy misy afa-tsy, irery: Izy ihany no itokiako Na manao ahoana na nianao ahoana: Andeha ihany aho Azonao ampijalina aho fa holaviko ihany ny fiampanganao rehetra tsy marina Tsy maninona: Aoka ihany fa sahirana ianao [1.1] | |||
Explanations in English | Only, just, tolerably [1.7] | |||
Explanations in French | Seulement, même; vraiment [1.8] | |||
Compound words |
| |||
Analogs | fotsiny ~ monja | |||
Anagrams | hiany, ihany |
Updated on 2023/06/27 |