|
|
|
|

Entry (1/2)1  Ilafy
Elementary words  2  lafy
Part of speech  3  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  4  Geography: towns

Entry (2/2)5  Ilafy
Elementary words  6  lafy
Part of speech  7  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  8  [1.10] havoana misy tanàna mifono ala tompontany azay 10 km avaratr' Antananarivo, amin-ny arabe mankany Ambohimanga saingy mihataka kely ary ambony atsinanana. Ny renirano Mamba no mandalo ery ambany avarany. Eo amin-ny 1400 m ny haavony. Ny aviavy sy amontana hazon-Andriana dia midoroboka be mahafinaritra. Misy toerana maromaro fitazantazanana manala sorisory eo, indrindra fa ilay ahatsinjovana an-Antananarivo, Ambohidrabiby, Ambohimanga, Ambohidratrimo, ets. Isan-ny Tendrombohitra masina Roambinifolo izy...
Explanations in French  9  [1.11] Village sis sur une colline boisée à 8 km. au nord de Tananarive, chef-lieu d'un canton de 7.440 habitants (arrondissement de Sabotsy-Namehana, sous-préfecture de Tananarive-banlieue), et où se trouve un trano manara (ancien palais). Au pied de cette colline fut enseveli, dans la nuit du 11 mai 1863, après le régicide, le corps du roi Radama II: le cortège funèbre nocturne était composé de quatre officiers et de vingt soldats sous la conduite du 15-honneurs Rainitotozy.
Examples  10  Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao ilafy; [2.59]
11  Nampiantsoiny hifanatrika aminy, hokabarina teny Ilafy. [2.298]
Vocabulary  12  Geography: towns
13  History: places
Analogs  14  nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloaltmalts
Proverbs  15  Proverbs containing the word Ilafy
Illustrations 
16  17  18 

Anagrams  19  alify, filay, Ilafy

Updated on 2025/01/21