|
|
|
|

Entry (1/5)1  indra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny hatevin-javatra, ka misy roa ny indra: ny indrakely na hatevenany, ary ny indrabe na ny sakany: Voatondro roa ny indrakelin' ny hazofisaka, ary irain-jehy ny indrabeny
Ilany: Nihazo ny indran-dalana izy mba tsy ho voahitsaky ny fiarakodia
Explanations in French  4  [1.3#279] Largeur, épaisseur, côté: Ny indraben' ny sakaman-dimby dia irain-jehy ary ny indra-keliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d’épaisseur) ~ Nihataka teo an’ indran-dàlana izy, nony nandalo ny kalesy (Il s’écarta d’un côté du chemin, lorsque la voiture passait) ~ Teo an’ indrany aho (J’étais à côté de lui)
Morphology 
5  Simple :
Derivatives 
6  Active verbs :
Synonyms  7  indrany
Compound words 

Entry (2/5)9  indra
Part of speech  10  adverb [Full list]
Explanations in English  11  [1.2] [Provincial] before, previously, whilst
Explanations in French  12  [1.19] [Tankarana] avant, auparavant.

Entry (3/5)13  indra
Part of speech  14  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  15  [1.78] [Bezanozano] izany
Tables and plates  16  All the pronouns

Entry (4/5)17  indra
Part of speech  18  Unspecified
Explanations in Malagasy  19  [1.78] [Bara]
Derivatives 
20  Passive verbs :

Entry (5/5)21  indrà
Part of speech  22  Unspecified
Explanations in Malagasy  23  [1.78] [Bara] na....na.....
Synonyms  24  ndra, ndra ñy

Anagrams  25 

Updated on 2025/01/28