|
|
|
|

Entry1  mifanindrana
Root  2  indra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana: Nifanindrana izahay sy i Dada nankany an-tsaha
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Synonyms  8  mifanindran-dalana

Anagrams  9  mifanandrina, mifanindrana, nanandrifiam

Updated on 2025/01/21