Entry | 1 mifanindran-dalana |
Root | 2 indra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana, tafaraka an-dalana ka ny iray an-daniny ny iray an-kilany: Nifanindran-dalana izahay sy i Dada nankany an-tsaha [1.1] |
Synonyms | 5 mifanindrana |
Updated on 2020/07/31 |