Entry | 1 mifanindran-dalana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana, tafaraka an-dalana ka ny iray an-daniny ny iray an-kilany: Nifanindran-dalana izahay sy i Dada nankany an-tsaha |
Elementary words | 4 mifanindrana, lalana |
Synonyms | 5 mifanindrana |
Updated on 2025/02/11 |
![]() |