Entry |
indreto
(indry)
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Enti-manondro olona na zavatra maro hita eo akaiky na manakaiky: Indreto tonga Ramose mivady, hoy Ikoto tamin' ny namany [1.1]
|
Explanations in English | Behold! A plural form. [1.2]
|
| Here they are! plur. of indry
[1.7]
|
Explanations in French | Pluriel de indro : les voilĂ !
[1.3]
|
Examples |
1 | Avia, avia, fa indreto ny sakaizanareo.
[2.69]
|
2 | Indreto, indreto rahay Neny indreto, Indreto.
[2.606]
|
3 | Ary indreto vatan-dehilahy marobe nanasokera ahy.
[2.643]
|
|
|