|
|
|
|

Entry1  indreto
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-manondro olona na zavatra maro hita eo akaiky na manakaiky: Indreto tonga Ramose mivady, hoy Ikoto tamin' ny namany
Explanations in English  4  [1.2] behold! A plural form.
5  [1.7] here they are! plur. of indry
Explanations in French  6  [1.3#280] pluriel de indro : les voilĂ !
Examples  7  [2.69#103] Avia, avia, fa indreto ny sakaizanareo.
8  [2.606#195] indreto, indreto rahay Neny indreto, indreto.
9  [2.643#159] Ary indreto vatan-dehilahy marobe nanasokera ahy.
Root  10  indry

Anagrams  11  indreto, tendroi, tendroy

Updated on 2025/02/02