Entry | 1 inenina |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza fiverenan-javatra indimy miampy indray mandeha |
Explanations in English |
4 [1.2] six times |
Explanations in French |
5 [1.3] six fois |
Examples |
6 [1.281] Efa inenina izy mianaka no niala maina. 7 [1.357] Ny Katsaka efa hita fa mamoaka inenina amby telopolo hoatra ny lanjan' ny tenany amy ny telo volana sy tapany. |
Vocabulary |
8 Mathematics: arithmetic |
Root | 9 enina |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word inenina |
Anagrams | 14 inenany, inenina, nenainy, nienina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |