|
|
|
|

Entry1  irainjehy
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  [3.1] one span, about 20 cm
Explanations in French  4  [3.1] un empan, environ 20 cm
Examples  5  [2.436#126] Koa raha hatao indray miseho daholo ireo fandrefesana miankina amin' ny zehy, dia toy izao araka ny filaharany:
ampandraofana antsasa-jehy na voatondro 6
zehy irainjehy 12
ampanjatoaria na ampiravahana irainjehy sy sasany na voatondro 18
hakiho roanjehy 24
hamaton-tsandry roanjehy sy sasany 30
tovo-tsandry : telonjehy 36
ampamelomantokana : telonjehy sy sasany 42
mamakitratra : efajehy 48
ampamelomandroa : efajehy sy sasany 54
manindao : diminjehy 60

Vocabulary  6  Space
Elementary words  7  iray, zehy

Updated on 2024/12/08