Entry | 1 iretsy |
Root | 2 itsy |
Part of speech | 3 pronoun |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-manondro zavatra na olona maro, avy amin' ny "itsy" ka mitovy ny halaviran-toerana lazainy sy lazain' ny "itsy": Mahafinaritra iretsy sary iretsy [1.1] |
Explanations in English |
5 those (in sight), plur. of itsy [1.7] |
Explanations in French |
6 ceux-là (visibles), plur. de itsy [1.8] |
Examples |
7 Azonay an-tsaina fa vahiny iretsy hafa. [2.472] 8 Tohin'izany koa, ilay iretsy: tandremo ny ainy. [2.298] 9 Izany no mba fialeman' iretsy tantsaha lanaky ny asa. [1.281] |
Tables and plates |
10 All the pronouns 11 All the pronouns |
Anagrams | 12 eritsy, iretsy |
Updated on 2023/01/21 |