|
|
|
|

Entry1  iretsy
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-manondro zavatra na olona maro, avy amin' ny "itsy" ka mitovy ny halaviran-toerana lazainy sy lazain' ny "itsy": Mahafinaritra iretsy sary iretsy
Explanations in English  4  [1.7] those (in sight), plur. of itsy
Explanations in French  5  [1.8] ceux-là (visibles), plur. de itsy
Examples  6  [2.472] Azonay an-tsaina fa vahiny iretsy hafa.
7  [2.298] Tohin'izany koa, ilay iretsy: tandremo ny ainy.
8  [1.281] Izany no mba fialeman' iretsy tantsaha lanaky ny asa.
Root  9  itsy
Tables and plates  10  All the pronouns

Anagrams  11  eritsy, iretsy

Updated on 2025/01/21