|
|
|
|

Entry (1/2)1  itsy
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-manondro zavatra na toerana akaiky somary an-tsisintsisiny: Ovay toerana itsy sary itsy / Omeo ahy itsy, ry Ikoto
Explanations in English  4  [1.7] that, not very close (in sight)
Explanations in French  5  [1.8] celui-là, pas bien loin (visible)
Examples  6  aiza kely hoe itsy atiny itsy hataoko vonjy fo! [2.69#]
Derivatives 
7  Pronouns :
Compound words 
Tables and plates  12  All the pronouns

Entry (2/2)13  itsy
Part of speech  14  adjective
Explanations in Malagasy  15  [1.1] (ialohan' ny "aoka" mandrakariva) entina mandrara tsy hanao zavatra, omban' ny sisi-kevitra manao hoe "raha manao dia mahita faisane": Aoka itsỳ fa sao mahita angano eo ianao
Examples  16  Ka aok'itsy, anaka. [2.588#]
17  aoka itsy, aoka itsy. [2.285#]

Updated on 2025/01/21