|
|
|
|

Entry1  izatsy
Root  2  itsy
Part of speech  3  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  4  Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny "itsy" fototeny niaviany ihany: Tsy hitanao angaha izatsy trano voalokaloky ny amontana izatsy? [1.1]
Explanations in French  5  celui ou celle qui est là, ce qui est là [1.5]
Examples  6  Koa tsy hanao zavatra vaovao tsinona, koa dia naniraka izatsy be loatra izatsy. [2.366]
7  avy ery ambony izatsy no fasan-drazanay, ary ao no milevina ireo nahitako masoandro. [2.529]
Tables and plates  8  All the pronouns

Updated on 2023/01/21