|
|
|
|

Entry (1/4)1  ivelany
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy ao anaty: Lasa any ivelany izy
Tsy ao anatin' ny: Ataovy madio tsara ivelan' ny trano
Explanations in English  4  [1.7] outside, on the exterior
Explanations in French  5  [1.3#287, 1.8] à l'extérieur
6  [1.4.fr#341] extérieurement: Tsy tia vavaka afa-tsy ivelany hiany izy (Ce n'est qu'à l'extérieur qu'il est dévot)
Examples  7  [2.472#161] Tsy avoaboaka any ivelany?
8  [1.275|2.1046] Io no fasako ivelan'ny tany
9  [2.69#65] Ifara teo ivelan-kady, mbola eo ihany ve?
10  [2.643#112] Sanganehana teo ivelam-bohitra aho
Morphology 
11  Simple :
Compound words 
Proverbs  27  Proverbs containing the word ivelany

Entry (2/4)28  ivelany
Part of speech  29  adjective
Explanations in Malagasy  30  [1.1] Hita maso: Marevaka ny loko ivelany
Explanations in French  31  [1.3#287, 1.13] extérieur
32  [1.3#287] externe
33  [1.13] extrinsèque
Compound words 

Entry (3/4)36  ivelany
Part of speech  37  noun
Explanations in Malagasy  38  [1.1] Endrika, tarehy, bika, toetra hita maso: Tsara ny ivelan' io trano io ~ Tsarovy fa manodoka matetika ny ivelany
Explanations in French  39  [1.3#287] l'extérieur, le dehors

Entry (4/4)40  ivelany
Part of speech  41  relative verb ivelana and pronoun
Root  42  vela

Anagrams  43  aleviny, aveliny, ivelany, lenivay, vilaine

Updated on 2025/04/19