|
|
|
|

Entry (1/3)1  jaka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Names :
5  Adjectives :
Synonyms  6  jomoka

Entry (2/3)7  jaka
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Anarana niantsoana ny omby taloha
Explanations in French  10  [1.3] ancien nom des boeufs
11  [1.54] zébu
Examples  12  Ny teny hoe jamoka dia avy tamin'ny teny arabo persiana hoe "jamous" ary ny anarana hoe "omby" izay voalaza fa naaolon-dRalambo ny "jamoka" dia mety ho avy tamin'ny teny soahilia hoe"ngombe. [2.508#]
13  Isa ny hisatra, Roa ny voaroy, Telo ny telorirana, Efatra ny efakefany, Dimy ny jamoka, Enina ny tenona, Fito ny fitatra, Valo ny vano, Sivy ny siny, Folo ny fony (5) Isa telo, Tsindrian-telo, Telo manindry, Toka-mahafoio. [2.69#]
Vocabulary  14  Zoology: mammals
Synonyms  15  omby
Illustrations 
16  17 

Entry (3/3)18  jamoka
Part of speech  19  noun
Explanations in French  20  [1.3] corbeilles rangées sur les étagères des maisons comme ornement
21  [1.19] [Tankarana] corbeille ?.

Anagrams  22 

Updated on 2025/01/21