|
|
|
|

Entry (1/2)1  jejo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fatra-panao fihetsehana tsy maotina hanintona ny mason' ny olona langa hijery azy: Vehivavy jejo tsy misy toa azy Ikala anona iny
Pelipelika, tia haingo fatratra, kasikasy, maivan-doha: Jejo erỳ i Saholy amin' iny akanjo vaony iny.
Explanations in English  4  [1.7] wanton, licentious
Explanations in French  5  [1.3#294, 1.8] lascif
6  [1.3#294] qui a la tête légère, folâtre, sémillant, libre dans ses allures
Examples  7  entin'ny olona jejo mihaingo. [2.314#131]
8  Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero. [1.299#]
Derivatives 
9  Names :
10  Adjectives :
Synonyms  11  jejojejo
Analogs  12  jifa, pilaka, jefy, jefitra, jila, tefitra, langa, maola, malanga
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word jejo

Entry (2/2)16  jejo
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  [1.78] [Sihanaka] tanin'afo, tifonoana
Synonyms  19  jiajia

Updated on 2025/01/21