|
|
|
|

Entry1  kankana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Biby kely lavalava mivelona any anaty tany (kankanjila sy kankandoroka) na ao anaty tsinain' ny olombelona (sakoitra)
Explanations in English  4  [1.7] a worm
Explanations in French  5  [1.8] ver
Examples  6  [1.381#] Misy kankana io zaza io na ny tenanao.
7  [2.117#] Atao vakisiny sy omena odin-kankana izy.
Vocabulary  8  Health
9  Zoology: invertebrates
Derivatives 
10  Adjectives :
Synonyms  11  hankana
Analogs  12  sakoitra, viky
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  21  Proverbs containing the word kankana
Article  22  Randzavola: kankana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/01/21