|
|
|
|

Entry1  sakoitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazana kankana mivelona ao anaty tsinain' ny biby lehibebe sy ny olombelona; misy karazana roa ny sakoitra: ireo avy amin' ny hen' omby ary ireo avy amin' ny henan-kisoa; mety hahatratra valo metatra ny halavan' ny sakoitra ary mety hiteraka aretina amin' ny lalankanina na mamely ny hozatra.
4  [1.13] karazan-kankana miaina amin'ny tsinain' olombelona sy ny biby sasany
Explanations in English  5  [1.7] the tenia worm
Explanations in French  6  [1.54, 1.8] ténia
7  [1.13] ver intestinal, tricocéphale, ténia
Examples  8  Raha ondry, dia maty ny sakoitra, manehitra tambodiny dia maty; [2.48]
Vocabulary  9  Zoology: invertebrates
10  Health
Derivatives 
11  Adjectives :
Synonyms  12  viky vahy
Analogs  13  kankana, viky

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21