|
|
|
|

Entry1  kapo-tandrimo
Elementary words  2  kapoka, tandrimo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza ny famotorana izay misy fanontaniana tampoka mba hiaiken' ilay adinina sy hahalalana fa tena marina; kapoka mafy mirivirivy [1.1]
Synonyms  5  vely tandrimo
Compound words 

Updated on 2023/06/13