Entry | 1 kapo-tandrimo |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny famotorana izay misy fanontaniana tampoka mba hiaiken' ilay adinina sy hahalalana fa tena marina; kapoka mafy mirivirivy |
Elementary words | 4 kapoka, tandrimo |
Synonyms | 5 vely tandrimo |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/10 |
![]() |