Entry | 1 kavia |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fatra-pampiasa ny tanany havia raha mandray na miasa (mifanohitra: kavanana) |
Explanations in English |
4 [1.7] left-handed |
Explanations in French |
5 [1.8] gaucher |
Examples |
6 [2.436#] Ity sampin-kavia ity dia fisampin' ny olona kavia rahateo no sady izaran' ny olona sasany tia aingitraingitra. |
Root | 7 havia |
Antonyms | 8 kavanana |
Anagrams | 9 akavi, akavy, avaik, ivaka, kavia, vaika, viaka |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |