|
|
|
|

Entry1  labozia gasy
Part of speech  2  locution
Examples  3  [2.470] Fanala labozia gasy no itsilovana ny lalana raha maizinkitroka ny alina ary irina sy ivavabavahana mba tsy ho avy ny orana na milatsaka aloha loatra ny fanala.
4  [2.472] Dia niseho tsikelikely ny labozia gasy, ny savony mainty, ny jiafotsy sy fahamborodamba.
5  [2.472] Nony tsy nisy solitany, labozỳ gasy, afon-jabora, jiro menaka no nampiasain' ny olona.
Elementary words  6  labozia, gasy

Updated on 2024/12/07