|
|
|
|

Entry1  lamody
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fomba amam-pitafiana miserana ihany mifanaraka amin' ny ataon' ny olona mandritra ny vanim-potoana iray: Ny volo lava teo alohaloha no lamody ho an' ny tovolahy, ary ny zipo fohy ho an' ny tovovavy ~ Manara-damody ~ Mpivarotra lamody [1.1]
Explanations in English  4  custom, fashion. See fomba (omba), fanao (tao) [1.2]
Explanations in French  5  mode [1.3]

Anagrams  6  lamody, lomady

Updated on 2020/07/31