|
|
|
|

Entry1  lava-piringa
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] lavaka anangonana ny firinga mba tsy hielezany eran' ny toerana manodidina
Explanations in French  4  [1.13] cabinet d'aisances
Examples  5  [2.424#] Mampiasà lavapiringa, arovy ny toerana fakana rano fisotro, ary araho ireo torolalana mikasika ny fahadiovana.
Elementary words  6  lavaka, firinga
Synonyms  7  gabone, kivohy

Updated on 2024/12/10