Entry (1/2) | 1 mahagaga |
Root | 2 gaga |
Part of speech | 3 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mahatonga ho gaga, mahavariana, mahatalanjona: Mahagaga ny fahaizan' ny olombelona fa tongany hatreny amin' ny volana [1.1] |
Explanations in English |
5 wonderful 6 to produce wonder, to make astonished [1.2] 7 astounding 8 to astound [1.7] |
Explanations in French |
9 admirable, étonnant, surprenant: Nahagaga ahy ny hasahiany (Son audace m'a étonné) [1.3] 10 qui étonne, surprenant [1.8] |
Morphology |
|
Analogs | 14 mahatalanjona, mampidagaga, mampidogaga, igagana, mampitolagaga, ihorehana, ikoizana, mampikoy, mampiaiky volana, mampitonàka, mampitampim-bava, mahavaky vava, mahavariana, mahasondriana, mampitanàka, mampivanàka, mampidonàka, mampitokaka, mahazendana, mahakepoka |
Titles | 15 Ilay Sorona mahagaga (Rapatsalahy Paul) |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mahagaga |
Entry (2/2) | 17 Mahagaga |
Elementary words | 18 maha~, gaga |
Part of speech | 19 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
20 Geography: towns |
Anagrams | 21 Mahagaga, mahagaga |
Updated on 2024/12/25 |