Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mahagaga | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Mahagaga ahy kosa ny akoho, tsy Mahagaga ahy kosa ny akoho: tsy | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Mahagaga ahy kosa ny omby mainty, ka fotsy ronono. [2.653 #1400]
Mahagaga ahy kosa ny omby mainty, nefa fotsy ronono! [2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Mahagaga, hoy Mahagaga, hoy Ambohitriraisina, fa ny kisoa kely avy no homam-paraky. [2.558 #1840] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Mahagaga ny marina, fa ny taim-borontsiloza avy no tsy ambara havana. [2.558 #1841] | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Papelika Papelika | ||||||||||||||||||||
French translation | Cailles de fossés et alouettes de coteaux : je leur jette de la graine mirifique, et elles sont étonnées et elles tombent en admiration. [2.415 #5775] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des personnes qui se laissent duper, des femmes qui se laissent séduire. [2.415 #5775] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||