Entry | 1 papelika |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Zoology: birds |
Explanations in Malagasy |
4 Karazam-borona mifanahatahaka amin' ny tsipoy fa kelikely kokoa (halava: 18 sm), izay hazain' ny olona fatratra noho ny henany tena matsiro. Voadiniky ny ntaolo ny fanenony fa tahaka ny manao hoe "tsara aho", ka dia izany ny nanaovany azy ho tahaka ny mandoka tena ka nahatonga ny fitenenana hoe "midoka tena toy ny papelika" [1.1] |
Explanations in French |
5 caille ordinaire [1.54] |
Examples |
6 Ary nony hariva dia niakatra ny papelika, ka rakotra azy ny toby; [2.996] |
Synonyms | 7 kibobo, menamaso |
Phytonyms |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word papelika |
Article |
10 Randzavola: papelika ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2022/07/30 |