|
|
|
|

Entry (1/4)1  kibobo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsileo] vorona mpisitrika anaty ahitra toy ny tsipoy fa kely toy ny: Kibobo voanfandrika ko mandremandre re ahazoana zanakakoho
4  [1.1] Karazam-borona madinidinika; ohatra ny akohokely mavomavo ny habe amam-bikany, matetika hita mitsoriaka any anaty bozaka; fihinana tsara ny nofony ary tsy mba hazaina izy fa fandrihana (Turnix nigricollis)
Explanations in English  5  [1.2] a species of bustard quail. Turnix nigricollis, Gon. Same as kibo, kibokely and kibotay
Explanations in French  6  [1.19, 1.54] caille
7  [1.5] caille (Cothurnis communis, Phasianidae)
Examples  8  kibobo nihehy voro-mila hanina aza fatra-pandatsa ry zalahy fa ny mamelon-tena zava-tsarotra. [2.131]
9  Nanao andia telo ireny, samy nanana ny biby hazainy avy: tsipoy, kibobo, sahona. [2.472]
Vocabulary  10  Zoology: birds
Other spellings  11  kibo
Synonyms  12  kibokely, kibotay, menamaso, papelika
Zoonyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word kibobo

Entry (2/4)16  kibobo
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  [1.78] [Betsileo] hena mahia: Kibobo fa be didy (Hena mahia fa anananambe)

Entry (3/4)19  kibobo
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  [1.78] [Bara] trano bongo efa simba, tranon-tovovavy

Entry (4/4)22  kibobo
Part of speech  23  noun
Explanations in Malagasy  24  [1.78] [Betsileo] vovoka

Anagrams  25 

Updated on 2025/01/21