|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahaleo
Root  2  leo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  manan-kery hahatohitra, afaka handresy: Tsy mahaleo azy aho ka hany heriko mangina
5  mahavita, afaka hisahana, hikarakara: Mahaleo tsara ny fitondrana ny ankizy ilay mpampianatra vaovao
6  mahatanty, mahazaka: Olona tsy mba mahaleo ny esoeso sy ny fanarabiana izy [1.1]
Explanations in English  7  to equal, to match, to parallel, to manage [1.2]
8  to be able to support; to be able to overcome [1.7]
Explanations in French  9  avoir assez de force pour vaincre, pour résister, pour exécuter. Tsy mahaleo azy hianao (Vous ne sauriez l'emporter sur lui) ~ Mahaleo tsara ny fitondrana ireo ankizy kamboty ireo izy (Il est dévoué pour s'occuper de ces orphelins) ~ Mahaleo ny fahoriana izy (Il sait supporter le malheur) [1.3]
10  être capable de vaincre; être capable de supporter [1.8]
Examples  11  Ny voky tsy mahaleo ny tsaroana! [2.296]
12  Mamely mafy azy aho, ka tsy mahaleo izy; [2.996]
13  Tsy zaza miankina fa lehilahy mahaleo-tena no tiany. [2.285]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word mahaleo

Entry (2/2)23  Mahaleo
Root  24  leo
Part of speech  25  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in English  26  music band formed in 1972 by seven musicians: Dama, Dadah, Bekoto, Fafa, Nono, Charles, Raoul. [3.1]
Vocabulary  27  History
Illustrations 
28  29 

Anagrams  30  alahemo, alemaho, mahaelo, Mahaleo, mahaleo

Updated on 2023/08/16