|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahaleo
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] manan-kery hahatohitra, afaka handresy: Tsy mahaleo azy aho ka hany heriko mangina
mahavita, afaka hisahana, hikarakara: Mahaleo tsara ny fitondrana ny ankizy ilay mpampianatra vaovao
mahatanty, mahazaka: Olona tsy mba mahaleo ny esoeso sy ny fanarabiana izy
Explanations in English  4  [1.2] to equal, to match, to parallel, to manage
5  [1.7] to be able to support; to be able to overcome
Explanations in French  6  [1.3] avoir assez de force pour vaincre, pour rĂ©sister, pour exécuter. Tsy mahaleo azy hianao (Vous ne sauriez l'emporter sur lui) ~ Mahaleo tsara ny fitondrana ireo ankizy kamboty ireo izy (Il est dévoué pour s'occuper de ces orphelins) ~ Mahaleo ny fahoriana izy (Il sait supporter le malheur)
7  [1.8] être capable de vaincre; être capable de supporter
Examples  8  [2.296] Ny voky tsy mahaleo ny tsaroana!
9  [2.996] Mamely mafy azy aho, ka tsy mahaleo izy;
10  [2.285] Tsy zaza miankina fa lehilahy mahaleo-tena no tiany.
Root  11  leo
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word mahaleo

Entry (2/2)21  Mahaleo
Part of speech  22  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in English  23  [3.1] music band formed in 1972 by seven musicians: Dama, Dadah, Bekoto, Fafa, Nono, Charles, Raoul.
Vocabulary  24  History
Root  25  leo
Illustrations 
26  27 

Anagrams  28  alahemo, alemaho, mahaelo, mahaleo, Mahaleo

Updated on 2025/04/13