Entry | 1 mahasosotra |
Root | 2 sosotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahatonga ho sosotra, manafintohina: Nahasosotra an' i neny aho ka nifona taminy Mahadikidiky, mahasorisorena, manorisory: Mahasosotra ahy izany feomborona hafahafa izany |
Explanations in English |
5 [1.7] to annoy, to vex |
Explanations in French |
6 [1.8] vexer, ennuyer, mécontenter |
Examples |
7 mahasosotra mantsy ny fako miparitaka etsy sy eroa. [2.442#] 8 mahasosotra izany mifanakalo lamba tamin' iny zazavavy iny. [2.499#] |
Morphology |
|
Analogs | 12 mahalonilony, mahakamo, mahaletra, mahasendaotra, mampandongilongy, mahatezitra, mahadikidiky, maharikoriko, vodisetroka |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mahasosotra |
Updated on 2023/01/20 |