Entry |
sosotra
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy faly, na tafintohina, ka hita eny amin' ny endrika izany tsy fahafaliana izany: Sosotra tamiko i dada fa tsy nahatonga hafatra aho
[1.1]
|
Explanations in English | Vexed, annoyed, at the point of becoming angry [1.7]
|
Explanations in French | Ennuyé, vexé au point de s'énerver [1.8]
|
Examples | Tsy tezitra na sosotra kely akory anefa izy fa nandinika an-kamoràna ny anatra feno fahendrena nomanin' ny lahy ho azy.
[2.470]
|
Derivatives |
Proverbs |
|