|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahina
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Names :
Explanations in Malagasy  4  Nanao ratsy ka matahotahotra sao fantatra: Mahina angamba Rakoto tamin' ilay lainga nataony ka midifidify foana ny adala rehefa mifanena amiko [1.1]
Explanations in English  5  full of anxious thoughts. [1.2]
Explanations in French  6  anxieux, soucieux, soupçonneux, qui est dans l'angoisse [1.3]
Analogs  7  kaodikaody, maodimaody, matahotahotra, miahiahy

Entry (2/2)8  mahiña
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  mosary [Bara] [1.78]

Anagrams  11  hamina, mahina, mahiña, mihana, hamina, mahina, mahiña, mihana

Updated on 2020/07/31