|
|
|
|

Entry1  malaladalaka
Root  2  malalaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in English  4  [1.2] rather wide; fig. not very busy, having a convenient time, having a respite, at leisure
Explanations in French  5  [1.3] duplicatif diminutif de malalaka
Examples  6  ny tao anatiny kosa anefa dia malaladalaka ihany, sady voalamadamaka mba hitovitovy tantana ny fanambaniny. [2.357#]
7  ambany atsimon'i Vatove somary andrefana kely, dia misy tany marina malaladalaka, misy vato vaventy tsirairay ny ilany atsimo. [2.588#]
8  Nony nadeha kelikely, ka efa tokony ho tonga tao afovoan' ny nosy izahay dia nahatsinjo toerana toa malaladalaka noho ny manodidina. [2.471#]

Updated on 2025/02/02