Entry (1/2) | 1 malalaka |
Root | 2 lalaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#563] Lehibe ny sakany sy ny lavany: Malalaka ny lakozianareo izany Enti-milaza ny akanjo lehibe loatra ho an' ny tena ka toa difotra ao anatiny ny tena: Malalaka loatra iny kapaotinao iny izany Be sakana, na be velarana, migodana: Malalaka ny arabe eto Antananarivo Misy elanelany makadiry: Malalaka loatra ny andalan-tsoratrao Lava, betsaka: Malalaka ny fotoana hamitako itỳ sary itỳ |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] spacious, roomy 6 [1.2] wide |
Explanations in French |
7 [1.3#375, 1.8] spacieux, vaste, ample 8 [1.3] grand, large, espacé |
Examples |
9 malalaka ny tokotany niraisana [2.356#7] 10 malalaka ny efi-trano (La chambre est spacieuse) [1.3#375] 11 nalalaka tokoa ny fotoana nilalaovanay [2.445#86] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 16 lobaloba, milobaloba |
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word malalaka |
Entry (2/2) | 21 malalaka |
Root | 22 lalaka |
Part of speech | 23 adjective |
Explanations in Malagasy |
24 [1.1#563] Manam-potoana tsara, tsy misy mahamaimaika: Malalaka aho izao handray azy fa asaivo miditra izy Tsy teritery: Olona malala-tsaina Rabe Ananana fahafahana tsy voageja: Malalaka ny fifidianana ka fidio izay tianao na ny eny na ny tsia |
Explanations in English |
25 [1.2] liberal 26 [1.7] without constraint |
Explanations in French |
27 [1.3#375, 1.8] sans contrainte 28 [1.3] libre, qui donne amplement la liberté, la faculté, la permission |
Examples |
29 malalaka indrindra ny didinao [2.996] 30 halalaka ny varotra sy harovana tsara ny fananan' ny Anglisy [2.366#58] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2025/01/21 |