|
|
|
|

Entry (1/2)1  malalaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1#563] Lehibe ny sakany sy ny lavany: Malalaka ny lakozianareo izany
Enti-milaza ny akanjo lehibe loatra ho an' ny tena ka toa difotra ao anatiny ny tena: Malalaka loatra iny kapaotinao iny izany
Be sakana, na be velarana, migodana: Malalaka ny arabe eto Antananarivo
Misy elanelany makadiry: Malalaka loatra ny andalan-tsoratrao
Lava, betsaka: Malalaka ny fotoana hamitako itỳ sary itỳ
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] spacious, roomy
5  [1.2] wide
Explanations in French  6  [1.3#375, 1.8] spacieux, vaste, ample
7  [1.3] grand, large, espacé
Examples  8  [2.356#7] malalaka ny tokotany niraisana
9  [1.3#375] malalaka ny efi-trano (La chambre est spacieuse)
10  [2.445#86] nalalaka tokoa ny fotoana nilalaovanay
Root  11  lalaka
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
Derivatives 
15  Adjectives :
Analogs  16  lobaloba, milobaloba
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word malalaka

Entry (2/2)21  malalaka
Part of speech  22  adjective
Explanations in Malagasy  23  [1.1#563] Manam-potoana tsara, tsy misy mahamaimaika: Malalaka aho izao handray azy fa asaivo miditra izy
Tsy teritery: Olona malala-tsaina Rabe
Ananana fahafahana tsy voageja: Malalaka ny fifidianana ka fidio izay tianao na ny eny na ny tsia
Explanations in English  24  [1.2] liberal
25  [1.7] without constraint
Explanations in French  26  [1.3#375, 1.8] sans contrainte
27  [1.3] libre, qui donne amplement la liberté, la faculté, la permission
Examples  28  [2.996] malalaka indrindra ny didinao
29  [2.366#58] halalaka ny varotra sy harovana tsara ny fananan' ny Anglisy
Root  30  lalaka
Morphology 
31  Present :
32  Past :
33  Future :
Compound words 

Updated on 2025/01/21