Entry | 1 mamabo |
Root | 2 babo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Maka ho babo: Tsy nitsahotra namabo ilay mpanjaka nandresy tamin' ny tanàna rehetra nolalovany 5 Mandroba, mangalatra: Jiolahy no traira namabo tao Antsaha 6 Maka ho onitsa, manosy: Ny fanjakana no namabo ny fananan' ireo tratra nikomy [1.1] |
Explanations in English |
7 to capture, to seize as prey, to take captive, to carry off as spoil. [1.2] |
Explanations in French |
8 Capturer, confisquer, piller [1.3] |
Examples |
9 Toy ilay mamabo jorery : ny feony mameno lohasaha; [2.69#] 10 nefa ry zalahy any mamabo, fa isika tsy mahazo na inona na inona. [2.324#] |
Morphology |
|
Other spellings | 15 mambabo |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mamabo |
Anagrams | 17 aombam, mamabo |
Updated on 2023/01/20 |