|
|
|
|

Entry1  mamabo
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Maka ho babo: Tsy nitsahotra namabo ilay mpanjaka nandresy tamin' ny tanàna rehetra nolalovany
Mandroba, mangalatra: Jiolahy no traira namabo tao Antsaha
Maka ho onitsa, manosy: Ny fanjakana no namabo ny fananan' ireo tratra nikomy
Explanations in English  4  [1.2] to capture, to seize as prey, to take captive, to carry off as spoil.
Explanations in French  5  [1.3] Capturer, confisquer, piller
Examples  6  [2.69#] Toy ilay mamabo jorery : ny feony mameno lohasaha;
7  [2.324#] nefa ry zalahy any mamabo, fa isika tsy mahazo na inona na inona.
Root  8  babo
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Other spellings  13  mambabo
Proverbs  14  Proverbs containing the word mamabo

Anagrams  15  aombam, mamabo

Updated on 2025/01/21