Entry | 1 mambabo |
Root | 2 babo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 (mitovy amin' ny hoe Mamabo, fa fanampiny kosa, azo ampiasaina amin' ny hevitra an' ohatra izy ~ Mahatarika izaitsizy, maharenoka, mahasarika mafy: Nambabo ny fony ny teny sy ny tenan' ilay nikabary [1.1] |
Explanations in English |
5 to capture, to seize [1.7] |
Explanations in French |
6 capturer [1.3, 1.8] 7 confisquer, piller [1.3] 8 saisir [1.8] |
Examples |
9 Fisainana lalina no mambabo azy mianaka, samy tsy nisy nihetsika ao avara-patana. [2.470#] 10 Ny kintana alinalina, mambabo ny fanahy, Mandravaka ny alina, Manetsiketsika ahy! [1.263#] |
Morphology |
|
Other spellings | 15 mamabo |
Anagrams | 16 ambomba, mambabo, mamboba, mambobĂ |
Updated on 2023/01/20 |