|
|
|
|

Entry1  mambabo
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] (mitovy amin' ny hoe Mamabo, fa fanampiny kosa, azo ampiasaina amin' ny hevitra an' ohatra izy ~ Mahatarika izaitsizy, maharenoka, mahasarika mafy: Nambabo ny fony ny teny sy ny tenan' ilay nikabary
Explanations in English  4  [1.7] to capture, to seize
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] capturer
6  [1.3] confisquer, piller
7  [1.8] saisir
Examples  8  [2.470#] Fisainana lalina no mambabo azy mianaka, samy tsy nisy nihetsika ao avara-patana.
9  [1.263#] Ny kintana alinalina, mambabo ny fanahy, Mandravaka ny alina, Manetsiketsika ahy!
Root  10  babo
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Other spellings  15  mamabo

Anagrams  16  ambobam, ambomba, mambabo, mambobĂ , mamboba

Updated on 2025/04/13